- Publicité -
dimanche, février 1, 2026
AccueilFaits-DiversBerija Ravelomanantsoa : Roa taona sazy mihantona !

Berija Ravelomanantsoa : Roa taona sazy mihantona !

Nivoaka omaly ny didim-pitsarana mahakasika an’i Berija Ravelomanantsoa, ilay mpitarika grevy teny amin’ny toeram-pampianarana ambony. Roa taona sazy mihantona no azony tamin’ny fiampangana roa izay mahakasika fanohintohinana ny filaminana anatiny sy fikambanan’olon-dratsy. Lamandy 500.000 ariary kosa, mahakasika ny fahatratrarana rongony tao an-tranony. Farany dia nahazo fahafahana noho ny fisalasalana izy momba ny fihantsiana ady eo amin’ny samy olona. Tsikaritr’ ireo namany maro izay tonga teny an-toerana fa maivana, noho ity fahafan’i Berija teny amin’ny fonjan’i Tsiafahy ity.

D.R

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

S'abonner à notre newsletter