- Publicité -
mardi, septembre 8, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversFasan'ny karàna : Finday nivadika ho biriky

Fasan’ny karàna : Finday nivadika ho biriky

Mafy ny mpisoloky. Mandeha avokoa ny kilalaon-tànana sy fanova-maso. Tetsy Anosizato, fasan’ny karàna, toerana izay tena betsaka olona mivezivezy noho ny fisian’ny fiantsonan’ny taxi-brousse, no nitranga ny asaratsy. Nanakalo finday ny olona iray ary indrisy fa rehefa tonga tany an-tranony ka nijery ny zava-baovao : biriky no tonga tany. Eo vao nikoropaka sy nitadidy izay natao rehetra. Na izany aza anefa tsy kivy fa nanatona ny biraon’ny polisy etsy Mahamasina. Natao ny vela-pandrika ary telo lahy no voasambotra rehefa tadidy avokoa ny tarehin’ireo olon-dratsy. Feno mpisoloky ny tanàna ary misy fandraikirekena matetika hany ka na mailo aza ny olona dia misy voafandrika ihany.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

1 COMMENTAIRE

  1. Eny @botika efa mora ny finday,matetika le oul mints no mitady raharaha?Zao nahazo biriky,efa fantatra fa misy antony matoa mora leiz d roboka,mba ts savony ary no azonao,@manaraka ranga tonga d mamonje botika a,any misy taratasy,misy garantie,mitetika tombony ka natombony

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici