- Publicité SW45 -
dimanche, mars 16, 2025

Tapatapany

# – Soanierana. Mpangalatra vaotifitra.  Mpangalatra iray tafatsofoka tao an-tranona miaramila no sendra ny tsy nampoiziny. Voatifitra teo amin’ny kibony mantsy ilay izy ary naratra mafy tokoa. Ny vaovao no nahalalana fa niditra hangalatra tao amin’ilay trano izy. Asa na fantany na tsia fa miaramila no mipetraka ao. Henon’ny tompon-trano izany, ka tsy nokotabaisiny, fa nalainy ny basy ary nasiany tamin’iny.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
401,973FansJ'aime
9,563SuiveursSuivre
1,463AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser