- Publicité -
samedi, février 14, 2026
AccueilFaits-DiversAmbohimanga-Rova : Ilan-tongotra zazakely nisy nahita

Ambohimanga-Rova : Ilan-tongotra zazakely nisy nahita

Nahaliana ny maro ny fahitana tongo-jazakely tamin’ny alahady lasa teo. Nanokafan’ny mpitandro ny filaminana fanadihadiana izany ary tonga tamin’ny fisamborana ny nahavanon-doza. Raha ny fanazavana azo, dia zazavavy 16 taona izay nanala zaza no tompon’antoka. Izany hoe tongotry ny zanany io hita io, rehefa nariana ka mety heverina ho lanin’ny alika. Nosamborin’ny mpitandro ny filaminana izy ary nosokafana ny fanadihadiana momba azy, satria ny fanalan-jaza dia voasokajy ho heloka bevava ao anatin’ny lalàna velona.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

S'abonner à notre newsletter