- Publicité -
mardi, septembre 1, 2026
- Publicité -
AccueilRégionsKaominina Alatsinainy Ibity : Nahazo lisea vaovao

Kaominina Alatsinainy Ibity : Nahazo lisea vaovao

Tsy vao sambany no nahavita sekoly fianarana toy izay ny orinasa Alpha Ciment izay vy nahitana sy angady nahazoana izao fotodrafitrasa goavana ao amin’ny kaominina Alatsinainy Ibity, distrika Antsirabe faharoa izao. Tafiditra ao anatin’ny andraikitra ara-tsosialin’ny orinasa na RSE rahateo izany, marihina fa ny orinasa no niantoka ny simenitra sy dabilio ho an’ny fanorenenana. Notokanana ny datin’ny 03 jolay lasa teo ny sekoly lisea Manorosoa, hanamora ny fahafahan’ireo tanora hanoy fianarana amin’ny ambaratonga faharoa ny fisian’ity lisea ity, ho afa pasahiranana na ny ankizy na ny ray aman-dreny misitraka izao fotodrafitrasa izao.

Andry N.

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici