- Publicité -
vendredi, octobre 2, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversMaevatanàna : Hazakazakan'ny firaisankina fankalazana ny faha-65 taonan'ny Polisim-pirenena 

Maevatanàna : Hazakazakan’ny firaisankina fankalazana ny faha-65 taonan’ny Polisim-pirenena 

Tsy diso anjara tamin’ny fankalazana ny faha-65 taonan’ny polisim-pirenena Malagasy ny ato anatin’ny fitaliavam-paritry ny filaminam-bahoaka Betsiboka nandritra datin’ny faha 23 sy 24 Septambra taona 2026 teo iny, tamin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana tao amin’ny Aumônerie CHRR Morafenokely sy ny hetsika fanomezan-drà maimaimpoana teny amin’ny hopitalibe. Ny marainan’ny Alarobia 30 Septambra taona 2026 teo, tokon’ny tamin’ny 5 ora sy sasany tany ho any no nanatanterahana ny hazakazakan’ny firaisankina, niarahana tamin’ireo sampandraharam-panjakana taty an-toerana ny polisy miasa ato amin’ny fitaleavam-paritry Betsiboka, ka izay no nentina namaranana ny hetsika fanakalazana teto Maevatanàna an-tapon-tanàna.

Ratantely

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici