- Publicité -
jeudi, octobre 8, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversRN2 : Kamiao nihetsika tampoka, nandratra olona telo

RN2 : Kamiao nihetsika tampoka, nandratra olona telo

Samy nipetraka amoron-dàlana ary nifanandrify tamin’ny fotoana fisakafoanana rahateo. Ny andaniny, kamiao lehibe iray ary ny ankilany taxi-brousse sy fiara kely izay teo anoloan’ny hotely. Tampoka teo, nihetsika ilay kamiao hoazy ilay kamiao ary nifatratra tany amin’ireo fiara hafa. Mafy ny fifandonana ary nandratra olona telo sy nanimba fiara maromaro. Raha ny fanazavana tsotsotra dia niala tampoka ny hisatra kanefa tsy nisy mpamily teo. Nisahotaka teo Andasibe nanoloana izany. Nifamonjena ny naratra ary tonga ny zandary nanokatra fanadihadiana.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici