- Publicité -
samedi, février 14, 2026

Tapatapany

# – Ampefiloha. Telo lahy mpangalatrea moto voasambotra. Tsy nifanaraka izy telolahy teo amin’ny fizarana izay tombony ho azo, no tra-tehaky ny polisy avy ao amin’ny poste Ampefiloha, omaly. Tombony avy amin’ny moto halatra izay mbola teny amin-dry zalahy. Nahavariana ny mpandalo sy ny mpitandro filaminana teny an-toerana tokoa mantsy ny fihetsik’ireto bandy ireto. Nifamaly ary nifandrirotra moto iray. Raha nahita izany ny mpitandro filaminana dia nanatona. Hay, rehefa nandeha ny fanadihadiana, tsy nifanaraka mihitsy izy telo ireo. Fantatra fa vao avy namita sazy tany am-ponja ny sasany, momba ny halatra moto ihany, izao traingo izao indray.

nangonin’i r.s.

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

S'abonner à notre newsletter