- Publicité -
samedi, février 14, 2026
AccueilFaits-DiversZaza kamboty eny Tangaina : Fivoriambe ny asabotsy ho avy izao

Zaza kamboty eny Tangaina : Fivoriambe ny asabotsy ho avy izao

“Mitsangana, areno ny zaza ka tantano hataoko firenena lehibe izy” Io andalan-tsoratra masina nalaina tao amin’ny Gen 21: 18 io no entina hanorenana ny fivoriamben’ny Fikambanana  Protestanta Mpanao Asa Soa, Miahy ny Zaza Kamboty eny Tangaina, izay ho- tanterahina eny Tangaina  ny asabotsy 28 febroary ho avy izao, manomboka amin’ny 9 ora maraina. Asaina araka izany mba ho avy hanatrika io fotoan-dehibe io  ny Fiangonana mpanohana rehetra, ny mpikambana sy ireo tsara sitrapo rehetra maniry, hiditra  ho mpikambana sy hiara-hiasa amin’ity fikambanana izay nomen’Andriamanitra fanomezam-pahasoavana manokana eo amin’ny fikarakarana zaza kamboty ity.

R.Edmond

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

S'abonner à notre newsletter