- Publicité -
lundi, septembre 14, 2026
- Publicité -

Tapatapany

# – Ambanidia. Lehilahy hita nihantona. Lehilahy lehibe iray no fantatra fa hita faty nihantona tao an-tranony teny amin’ny faritra Ambanidia, ny alin’ny alahady lasa teo. Ny vaovao voaray no nahafantarana fa izy irery no tao an-trano tamin’io fotoana io. Voalaza fa lasa nandeha nivoaka ny vady aman-janany tamin’io fotoana io. Rehefa niverina anefa ireto farany dia gaga nihidy ny trano. Tsy maintsy novahana izany ary dia gaga nahita ilay raim-pianakaviana nihatona. Tsy fantatra araka izany izay niseho marina tamin’io alina io.

nangonin’i r.s.

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser