- Publicité -
mercredi, mai 14, 2025
AccueilFaits-DiversTolotànana ho an’ny mpitandrina Rahagalahy Andriamiadanarivo

Tolotànana ho an’ny mpitandrina Rahagalahy Andriamiadanarivo

Tsy maintsy hiatrika fandidiana maika ny mpitandrina Rahagalahy Andrimiadanarivo ny 10 aprily izao, noho ny tsy fahasalamana mahazo azy. Eo anatrehan’izany, ny vady aman-janany miaraka amin’ny Antoko mpihira Ny Mpitory, dia miangavy an’ireo rehetra tia asa tsara hifarimbona ka hanolotra izay foy ho famonjena azy. Afaka manatona eny amin’ny trano vadim-piangonana FJKM Ambondrona Firaisana ianao na handefa izay foinao ao amin’ny compte Mvola : 034 68 036 23 – compte bancaire BFV Behoririka 0000 8 21000 908 166 71.

Amin’ny alatsinainy faha-6 aprily izao, hisy fanompoam-pivavahana sy Antsan-kira manomboka amin’ny 3 ora tolakandro ao amin’ny FJKM Isotry Fitiavana.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser