- Publicité -
mardi, septembre 15, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAnalakely : Mpitandro filaminana mamo

Analakely : Mpitandro filaminana mamo

Samy variana avokoa ireo rehetra handeha hody teny amin’ny faritra Analakely, omlay nahita ity polisy nivilavila toa mamo. Sakanany avokoa ireo fiara mandeha fa tsy nisy nijanona.  Dia raikitra ny resaka tanaty taxi-be momba an’io olona io. Raha sahala amin’izao avokoa ny mpitandro filaminana eto amintsika, iza indray izany no azo ianteherana amin’ny endaka sy ny asan-jiolahy isan-karazany ?

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser