- Publicité -
mercredi, janvier 28, 2026
AccueilFaits-DiversAlasora : Mandrahona ny dahalo

Alasora : Mandrahona ny dahalo

Mihorohoro indray ankehitriny ny mponina eny Mahatsinjo Alasora vokatry ny feo mandeha fa hanafika eny ny dahalo. Araka ny voalazan’ny mponina dia trakta no naparitak’ireo dahalo ka natsangana avy hatrany ny andrimasom-pokonolona. Miantso sahady ny fandraisan’ny mpitandro ny filaminana eny an-toerana  andraikitra, araka izany, ny mponina.

B.V

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

S'abonner à notre newsletter