- Publicité -
mercredi, juillet 9, 2025

Tapatapany

Analamahitsy. Lozam-pifamoivoizana, olona iray naratra. Nisehoana lozam-pifamoivoizana ny sabotsy alina lasa teo tetsy Analamahitsy. Raha ny filazan’ireo mponina teny amin’ny manodidina dia fiara iray no nanao hitsin-dalana, tamin’iny lalam-baovao iny. Tamin’izay indrindra anefa no nisy fiara nipoitra sy somary nandeha mafy nifanena. Tsy tana ny fifandonana. Naratra vokatr’izay ny olona tao anatin’ilay fiara voalohany. Potika kosa ny ilan’ity farany ity. Tsy afa-nihetsika, izay mbola tavela teo hatramin’ny omaly.

Nangonin’i m.L

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser