- Publicité -
dimanche, octobre 18, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversBetroka : Hisy ny fisavana manomboka amin’ny 9 ora sy sasany alina

Betroka : Hisy ny fisavana manomboka amin’ny 9 ora sy sasany alina

Noho ny tsy mbola fisian’ny fandriampahalemana vanona any amin’ny distrikan’i Betroka, faritra Anosy ary mahazo vahana amin’izao ny asan-jiolahy sy vaky trano nanomboka ny taona 2013 no mankaty dia nanapakevitra ny mpitondra any an-toerana fa  hanamafy ny fisafoana ataon’ny mpitandro filaminana amin’ny alina manomboka izao. Hosavaina avokoa ireo olona mbola eny an-dàlana manomboka amin’ny sivy ora sy sasany alina.

Manitrisa

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser