- Publicité -
dimanche, juillet 27, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversFJKM Andranotsimihozo Famonjena : Voka-dehibe ny alahady 14 jona

FJKM Andranotsimihozo Famonjena : Voka-dehibe ny alahady 14 jona

Hotanterahina ny faha-14 jona izao ny voka-dehibe, fanao isan-taona ho an’ny FJKM Andranotsimihozo Famonjena, Iarivo Avaradano. Koa manainga am-pifaliana antsika rehetra hiara-hientana fa ny fahatongavantsika maro sy ny fandraisana anjara dia antoky ny fampandrosoana ny asan’Andriamanitra eo anivon’ny fiangonana. Ny fanompoam-pivavahana dia hanomboka amin’ny 9 ora maraina. Ny ezaka hotratraina dia mitentina 2 tapitrisa ariary. Hisy sakafo amidy amin’ny vidiny mirary any an-toerana.  Mifampilazà ary mirary soa ny fahatongavanareo zanaky ny fiangonana.

- Publicité -
Suivez nous
414,384FansJ'aime
12,533SuiveursSuivre
1,820AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser