- Publicité -
jeudi, septembre 10, 2026
- Publicité -

Tapatapany

#-Tsaratanana. Dahalo rain-dahiny voatifitry ny zandary. Isan’ireo dahalo rain-dahiny, nampihorohoro any amin’iny faritr’i Tsaratanana iny, izany atao hoe Zilbera izany , no lavon’ny zandary tany Andranomena, ny alakamisy lasa teo. Taorian’ny fidinan’ny zandary tany amin’io tanàna, izay nambara fa isan’ireo tanàna fiafenany dia tra-tehaka tao tokoa i Zilbera. Ity farany no avy hatrany dia nihantsy ireto mpitandro  ny filaminana sy nanambana zava-maranitra. Voatery niaro-tena ireo zandary ka nitifitra. Maty teo ho no eo ihany ity dahalo ity.

Nangonin’i m.L

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser