- Publicité -
samedi, juillet 5, 2025
AccueilFaits-DiversToliara : Vehivavy bevohoka dimy volana, maty novelesin’ny vadiny fanoto

Toliara : Vehivavy bevohoka dimy volana, maty novelesin’ny vadiny fanoto

Vehivavy iray 21 taona nitondra vohoka dimy volana, no maty ny alatsinainy teo, tany amin’ny kaominina Ankililoaka, distrikan’i Toliara II ; rehefa novelesim-badiny ny fanoto, ny alahady hariva teo. Na dia nialana nenina aza ity vehivavy bevohoka ity, dia tsy tana ny ainy. Raha ny vaovao voaray avy tany an-toerana,  resa-bola 40 000 ariary no fototry ny olana ka nitarika ady saritaka tamin’ireto mpivady tanora ireto. Nitsoaka ilay nahavanon-doza ary efa karohina izy amin’izao.
Eric Man

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser