- Publicité -
mercredi, septembre 9, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversFasan’ny Karàna : Nisavorovoro ny rehetra

Fasan’ny Karàna : Nisavorovoro ny rehetra

Omaly antoandro dia nisy ny savorovoro teny amin’ny Fasan’ny Karàna. Tsy nenken’ny olona mantsy ny fametrahana vato teny an-toerana. Nisy ireo nanendaka izany vato izany ary nametraka izany nibahana ny lalana. Nitohana ny ny fifamoivoizana ary dia niditra an-tsehatra ny mpitandro filaminana nandamina ny fandehan-javatra. Toa nilamina ihany ny saika sakoroka avy eo.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser