- Publicité -
jeudi, juillet 3, 2025

Tapatapany

#-Itaosy. Vaky trano, lasan’ireo olon-dratsy ny solosaina fentin-tànana roa. Nisehoana vaky trano indray teny amin’iny faritra Itaosy iny, omaly antoandro. Solosaina hentin-tanana roa no lasan’ireo olon-dratsy tamin’izay fotoana izay, niaraka tamin’ireo vola rehetra tao an-trano. Araka ny filazan’ireo niharam-boina, dia tsy nisy tao an-trano izy ireo tamin’io fotoana io, izay tena antoandro be nanahary mihitsy. Tsy nisy nahita ihany koa ny nidiran’ireo olon-dratsy tao an-trano. Efa eny an-tànan’ireo mpitandro filaminana ny raharaha, raha ny fantatra hatrany.

Nangonin’i m.L

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser