- Publicité -
jeudi, septembre 17, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAmbohidratrimo : Lasa faritra mena !

Ambohidratrimo : Lasa faritra mena !

Ankoatra ny fanafihana mitam-piadiana izay nisesisesy tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity, dia fantatra koa izao fa misy ny fandrahonana izay nataon’ny jiolahy ho an’ireo olona sasany eo an-tanàna. Lasa faritra mena amin’ny asan-jiolahy arak’izany Ambohidratrimo. Mila mijery akaiky ny mpitandro ny filaminana.

D.R

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser