Niakatra fampanoavana ary samy nahazo fahafahana vonjimaika avokoa ireo mpividy volamena etsyAnalakely. Tsy ampy ny vesatra ka ny « police des mines » no mety kokoa amin’ny fanadihadiana raharaha mahakasika ny volamena, raha araka ny loharanom-baovao akaiky ny fitsarana. Samy afaka namonjy fodiana avokoa ry zareo ireo, rehefa vita ny fihainoana azy tao amin’ny fampanoavana…
D.R