- Publicité -
lundi, février 16, 2026
AccueilFaits-DiversAntsiranana: Mpianatra efatra naratra

Antsiranana: Mpianatra efatra naratra

Niainga tamin’ny fanamboarana WC ny raharaha. Nilaza fa narary ny mpianatra iray vokatr’izany ary nanao fitarainana tamin’ny fikambanan’ny mpianatry ny oniversite tany amin’ny faritra niaviany. Namaly izany ny mpianatra avy ao Diégo ka nanomboka teo ny disadisa, izay niafara tamin’ny rombo. Nisy ny fandoroana trano fipetrahan’ny mpianatra, ny zoma sy sabotsy teo. Saika tsy ho voatana mihitsy ny raharaha ary nisy ny fitsoahan’ny mpianatra tao amin’ny oniversite. Efatra no naratra ankoatra ny zavatra maro simba. Nisy ny famonoana omby, mba ho fampihavanana ireo mpianatra ireo.

V.JCL

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

S'abonner à notre newsletter