- Publicité -
lundi, novembre 2, 2026
AccueilFaits-DiversFjkm Malaza : Hetsika fifanomezan-tànana

Fjkm Malaza : Hetsika fifanomezan-tànana

Artista fanta-daza eo amin’ny tontolon’ny kanto ry : Bodo, Rija, Luc sy Mahery, Lily ary Felaniary. Saingy tsy hihira afa-tsy hira fiderana izy ireo amin’ity indray mitoraka ity. Izany dia mba ho fifanomezan-tànana eo amin’ny samy kristiana ho an’ny fanitarana ny fiangonana Fjkm Malaza Gileada; izay efa natomboka tamin’ny taona 2008. Amin’ny volana oktobra no hanokanana an’izany raha araka ny tombatombana. Ilay fampisehoana dia hotanterahina ao Antsahamanitra, ny alahady 2 aogositra, manomboka amin’ny telo ora folakandro.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici