- Publicité -
jeudi, septembre 3, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversBeloha Androy : Rangahy iray tratra nangalatra osy sy ondry, matin’ny fokonolona

Beloha Androy : Rangahy iray tratra nangalatra osy sy ondry, matin’ny fokonolona

Lehilahy iray tratra nangalatra osy sy ondry maromaro am-bodiomby no matin’ny fitsaram-bahoaka tany Beloha Androy, ny alahady teo. Raha araka ny vaovao voaray dia leom-boananana amin’ny firongatry ny asa ratsy mateti-piseho amina trangana fahaverezana biby fiompy ny mponina, ka tsy mifidy sarangan-keloka intsony, fa izay tratra mandika ny lalànan’ny fiaraha-monina dia manefa avy hatrany. Namoy ny ainy teny an-dalana vokatry ny vono sy daroka nihatra taminy ity mpangalatra ity, rehefa nentina nialana nenina tany amin’ny hopitaly.
Eric Manitrisa

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici