- Publicité -
dimanche, septembre 13, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAndraharo : Lozam-pifamoivoizana, moto tafasitrika tao ambany « camion »

Andraharo : Lozam-pifamoivoizana, moto tafasitrika tao ambany « camion »

Ny talata alina, nisy lozam-pifamoivoizana niseho teny amin’ny Vahilava Andraharo. Moto Scooter iray no tafasitrika tao ambany « camion » lehibe iray. Tafajanona ihany moa ilay fiarabe fa raha tsy izany dia zavatra nahatsiravina no hita teny. Efa tena eo akaikin’ny kodiarana ilay moto. Araka ny re teny an-toerana io alina io, tapaka ny tongotr’ilay mpitondra moto. Avy hatrany moa dia nentina tany amin’ny hopitaly ilay naratra.

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici