- Publicité -
mardi, décembre 16, 2025
AccueilFaits-DiversPôlisim-pirenena : Môtô dimy, hanafainganana ny fomba fiasa

Pôlisim-pirenena : Môtô dimy, hanafainganana ny fomba fiasa

Môtô miisa dimy no natolotry ny orinasa SICAM ny polisim-pirenena. Tafiditra indrindra ao anatin’ny fiaraha-miasa eo amin’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina izany. Hampiasain’ny polisy amin’ny faritra maromaro eto Andrenivohitra ireo kodiaran-droa ireo, mba hanafainganana ny fomba fiasa amin’ny fotoana; izay hilana izany. Tafiditra amin’izany ny famongorana ny sinto-mahery eny an-dalambe sy ny fanamaivanana ny fitohanan’ny fiara. Misy moa ireo polisy voatokana hampiasa izany eny amin’ny kihon-dalana, toy ny eny: Ampasapito, Ankazomanga, Boulevard de l’Europe, Antanimena ary Andohatapenaka.

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici