- Publicité -
jeudi, septembre 10, 2026
- Publicité -

Tapatapatany

# 67ha. Mpamongasy saika voatafika. Nandamoka ny fanafihana nokasain’ny jiolahy nirongo basy teny amin’ny faritra 67ha iny, raha saika hanafika mpamongady iray teny an-toerana ry zalahy ireto. Omaly tokony ho tamin’ny 6 ora hariva no nisehoan’izany, ary roalahy nitondra basy no saika hanafika ity toeram-pivarotana ity. Tamin’io fotoana io ihany koa mantsy no nisy fiarana pôlisy sendra nanao fisafoana teny an-toerana. Rifatra nitsoaka ireo olon-dratsy tamin’izay fotoana izay.

Nangonin’i m.L

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici