- Publicité -
jeudi, septembre 10, 2026
- Publicité -

Tapatapany

#-Anosizato. Jiolahy saika hanafika, nifampitifitra tamin’ny mpitandro filaminana. Raikitra ny fifampitifirana teo amin’ireo mpitandro filaminana sy ny jiolahy, omaly alina, teny Anosizato. Araka ny fampitam-baovao azo, dia saika hanafika tao amina tanàna iray teny an-toerana ireto olon-dratsy ireto no tonga tampoka ireo mpitandro filaminana, taorian’ny antso vonjy nataon’ireo tompon-trano. Nandamoka araka izany ny fikasan-dratsin’ireto jiolahy ; izay mbola tsy misy tratra aloha.

Nangonin’i m.L

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici