- Publicité -
dimanche, juillet 20, 2025
AccueilFaits-DiversAmbohimanambola : Sokatra 300 saika hamidy eto Tana

Ambohimanambola : Sokatra 300 saika hamidy eto Tana

Olona telo mianaka sy karàna iray no voarohirohy amina fanondranana sokatra tsy ara-dalàna. Notsaraina teny Anosy, omaly, ny raharaha. Araka ny fantatra, ireo telo mianakana no nampitondrain’ny karàna iray ireo biby ireo, miisa 300. Rehefa taty an-drenivohitra anefa, tsy hita izay olona tokony handray ny sokatra. Sarona teny amin’ny faritra Ambohimanambola ireo zavatra ireo. Tsy nahita mpividy ireo olona nasaina nitondra azy. Teny amin’ny fitsarana, nangataka onitra hatrany amin’ny 65 tapitrisa arairy ny avy ao min’ny minisiteran’ny Ala.

Narindra stagiaire

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici