- Publicité -
dimanche, septembre 6, 2026
- Publicité -

Tapatapany

# Antsahamanitra. Fiara latsaka tanaty hantsana. Nisehoana lozam-pifamoivoizana teny amin’ny fidinana Antsahamanitra iny, omaly maraina. Fiara iray marika Volkswagen Bora iray no nianjera teo Antsahamanitra. Tsy nisy afa-tsy hazo iray sisa no nitazona azy tsy hifatratra anaty hantsana. Araka ny fantatra dia tsy voatana ny familiana ka nahatonga ny loza.

Nangonin’i m.L

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici