- Publicité -
jeudi, septembre 3, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversToamasina : Mpanendaka niharan’ny fitsaram-bahoaka

Toamasina : Mpanendaka niharan’ny fitsaram-bahoaka

justiceVoasambotry ny olona rehefa avy nanao sinto-mahery omaly alina ho tamin’ny sivy ora sy sasany ka niharan’ny fitsaram-bahoaka avy hatrany ity tovolahy ity sy ny namany iray. Voa mafy ary saika tsy fantatra intsony ny tarehiny araka izay hitantsika amin’ny sary izao.

D.R

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici