- Publicité -
mardi, juillet 8, 2025
AccueilFaits-DiversAnjohy : Nieren-doza ny namana mpiara-miasa, Anny A.

Anjohy : Nieren-doza ny namana mpiara-miasa, Anny A.

Lozam-pifamoivoizana nitranga tetsy Anjohy, ny alarobia hariva lasa teo. Tao anatin’ity fiara nitsimbadika ambony ambany ity ny namana mpanao gazety, mpiara-miasa aminay, Anny Andrianaivonirina, sy olona iray hafa niaraka taminy, Tojohanitra Andriamanjatoarimanana. Na dia toy izao tokoa aza ny fisehoan’ny loza, mbola nitsiky tamin’izy ireo ny vintana, samy velona aina soa aman-tsara, tsy nisy naninona akory izy ireo. Olana ara-teknika teo amin’ilay fiara no nahatonga izao loza izao, raha ny fantatra.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici