- Publicité -
dimanche, août 24, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversAmbatomirahavavy : Rongony 44 fototra tao anaty trano rava

Ambatomirahavavy : Rongony 44 fototra tao anaty trano rava

MOLYNaharay vaovao ny mpitandro filaminana any Ambatomirahavavy,fa misy olona mamboly rongony any amin’ny tanàna antsoina hoe Antanimarina any Ambatomirahavavy. Nidina tany an-toerana ry zareo ary tamin’izany no nahitany voly rongony efa lava dia lava miisa hatrany amin’ny 44 fototra. Nambolena tao anaty trano rava niaraka tamin’ny katsaka sy voatavo ireto zavatra ireto. Natao avy hatrany ny fikarohana ny tompony ary dia sarona ny raim-pianakaviana iray. Ny vaovao hatrany no nahalalana fa tamin’ny fanadihadiana azy dia nanaiky izy fa azy ny voly. Omaly no natolotra ny Fampanohavana tany Arivonimamo ity lehilahy ity.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
414,384FansJ'aime
12,533SuiveursSuivre
1,820AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser