- Publicité -
mardi, juillet 8, 2025

Tapatapany

#-Asan-jiolahy. Misy ifandraisany ilay fanafihana teny Ambohidratrimo sy Andoharanofotsy. Nanatanteraka fisavàna teny amin’ny tranon’ilay jiolahy tratra teny Andoharanofotsy ny zandary. Mbola nahitana sabatra, bala telo, fehikibo fasiana bala, ary fanafody gasy maromaro. Mbola tratra tao ihany koa ny blouson mitovy tamin’ilay nanaovan’ireo mpanafika teny Ambohidratrimo. Misy fitovizany ihany koa ny endrik’ireo mpanafika hita tamin’ny « caméra » teny an-toerana, sy ilay teny Andoharanofotsy. Ao anatin’ny fanadihadiana tanteraka ireo zandary amin’izao.

Nangonin’i m.L

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici