- Publicité -
jeudi, juillet 3, 2025
AccueilFaits-DiversItaosy : Namoy ny ainy ilay vehvavy voaendaka tamin’ny alahady

Itaosy : Namoy ny ainy ilay vehvavy voaendaka tamin’ny alahady

Re izao tamin’ny vaovao voaray teny anivoan’ny hopitaly fa namoy ny ainy omaly ilay ramatoa voaendaka tamin’ny alahady lasa teo teny amin’ny faritr’Itaosy. Ireo ratra maro nahazo azy no nitarika ny fahafatesany. Tsiahivina fa olona roa, vehivavy sy lehilahy, no nifanehitra tamina andian-jiolahy. Samy hamonjy fotoam-pivavahana maraina izy ireo. Avy hatrany dia nendahan’ireo olon-dratsy ry zareo ka very tamin’izany ny zavatra maromaro toy ny telefonina. Tsy vitan’ny voaendaka fotsiny ireto olona ireto fa niharan’ny daroka ihany koa. Tamin’izay fotoana izay dia voalaza fa ilay vehivavy no tena voa mafy ary efa nahiana ny ainy.

r.s.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser