- Publicité -
mardi, mai 13, 2025
AccueilFaits-DiversFambolen-kazo

Fambolen-kazo

Ny fianakaviamben’ ny zandarimariam-pirenena no nanatontosa fambolen-kazo ny alakamisy 13 febroary, teo teny Maharemana Arivonimamo II. Lohahevitra tamin’ izany ny hoe « planter des arbres, c’ est penser à l’ avenir de nos enfants » na adika tsotra hoe «  ny fambolena hazo dia fitsinjovana sahady ny ho avin’ ny taranaka aoriana »

Nitarika ny hetsika moa ny Jeneraly Randrianazary, sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena sy ny Jeneraly Richard Ravalomanana,  kaomandin’ny zandarimariam-pirenena, nombam-bady avy, notronin’ ireo kaomandin’ ny vondron-toby lehibe manodidina an’ Antananarivo(CIRGN  Antana, CFS  Ivato, FIGN).

ALEM

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser