Na I Voay na I Zorgie dia efa samy nigadra teny Tsiafahy avokoa. Fanafihan-jiolahy ny an’itsy voaloha ary efa nahavita sazy izy raha araka ny fantatra. Vonoan’olona teny Ambohipo kosa ny an’itsy faharoa, raha araka ny loharanom-baovao akaiky ny mpanao fanadihadiana. Mbola samy mitazona basy izy ireo raha araka ny fanazavan’ny mpitandro ny filaminana. Sokajiana ho olona atahorana arak’izany…
Nangonin’I D.R