- Publicité -
lundi, février 16, 2026

Tapatapany

# – Fenoarivobe. Zazalahy 13 taona maty nananton-tena tao an-tranony. Tsy mifidy taona intsony ny famoizam-po amin’izao. Tovolahy kely iray vao 13 taona monja no maty nananton-tena tamin’ny tady mahazaka lehibe tao an-tranony, tany amin’ny Kaominina Ambohitromby, Distrikan’i Fenoarivobe, ny faran’ny herinandro iny. Ny zandriny kely sendra niditra tampoka tao amin’ilay efitrano nisy azy no taitra mafy ka nampandre ny lehibe tao an-trano. Vatana mangatsiaka tsy nihetsika intsony nikorozaroza no nalain’ny havany. Raha ny vaovao voaray dia avy nijery horonan-tsarimihetsika ity zazalahy ity talohan’ny namonoany tena.

Eric Manitrisa

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici

S'abonner à notre newsletter