- Publicité -
samedi, juillet 19, 2025
AccueilFaits-DiversToliara : Zandary 10 maty lavon’ny balan’ny dahalo

Toliara : Zandary 10 maty lavon’ny balan’ny dahalo

Raha ny tarehimarika navoakin’ny avy ao amin’ny Zandarimariam-pirenena nandritra iny taona lasa iny (11 febroary 2015-2016), dia zandary 17 no maty amperinasa lavon’ny balan’ny dahalo  teto amin’ny nosy, ka ny folo tamin’ireo dia tao amin’ny faritanin’i Toliara, izay notsarovana manonkana ny 11 febroary teo.  Raharaha miisa 232 nandalo tao amin’ny zandarimaria CIRGN Toliara, ka ny 84 amin’ireo dia fifandonana tamin’ny malaso. Dahalo 141 maty. Olon-tsotra 42 kosa no maty ary 49 ny naratra.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici