- Publicité -
dimanche, juillet 6, 2025

Tapatapany

# – Ankadivato. Tsy ampy taona, tratra nangalatra finday. Ny alarobia lasa teo, ankizilahy telo samy mbola tsy ampy taona no tratran’ny polisy nangalatra finday, teny Ankadivato tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany hariva. Rehefa nohadihadiana ry zalahy ireo, dia nilaza fa tsy manam-bola hidirana amina « bal des jeunes » nisy teny an-toerana, ka izany no nahatonga azy nanao izao zavatra izao. Omaly zoma no natolotra ny Fampanoavana izy ireo. Efa naverina any amin’ny tompony ilay telefonina.

r.s.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici