- Publicité SW45 -
lundi, mars 17, 2025

Tapatapany

# 67ha. Trano may, hotohoton’ny afo. Nisehoana hay trano indray teny amin’iny faritra 67 ha, ampitan’ny Cenam iny, omaly. Trano iray no levon’ny afo, teny an-toerana. Noho ny fitohanana lavareny manjaka eny amin’iny faritra iny, dia somary taraiky kely ireo mpamonjy voina. Na izany aza tsy nisy aina nafoy na ireo naratra tamin’ity hay trano ity. Tsy nisy noraisina kosa ireo entana rehetra tao an-trano. Hatreto dia tsy fantatra mazava izay antony nahatonga ny loza. Vinavinain’ireo mponina, fa mety ho vokatry ny herinaratra nipoaka no nahatonga izany.

nangonin’i m.L

- Publicité -
Suivez nous
401,973FansJ'aime
9,563SuiveursSuivre
1,463AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici