- Publicité -
samedi, juillet 19, 2025
AccueilFaits-DiversAmbohimangakely : Mpitondra bisikileta maty voadonan’ny fiara

Ambohimangakely : Mpitondra bisikileta maty voadonan’ny fiara

Nisehoana lozam-pifamoivoizana tamin’ny lalam-pirenena faharoa eo amin’ny PK 12+75 Andranomandry,14 martsa tamin’ny 5 ora maraina tany ho any. Fiara 404 baché iray no nahadona mpitondra bisikileta tao anaty fiolahana. Naratra mafy tokoa ilay nitondra bisikileta ka voatery nalefa teny amin’ny HJRA. Noho ireo ratra nahazo azy anefa, dia voalazan’ny vaovao fa tsy tana ny ainy. Ny bisikileta nentiny potika tanteraka. Ho any Moramanga vao maraina ilay fiara; Ilay olona nitondra bisikileta kosa mponina ao Ambohimalaza. Ny zandary avy ao amin’ny borigady Ambohimangakely no misahana ny fanadihadiana.

r.s.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici