- Publicité -
lundi, mai 12, 2025
AccueilFaits-DiversAnalakely : Sinoa nifanao totohondry, nandriaka ny rà

Analakely : Sinoa nifanao totohondry, nandriaka ny rà

Tsy fantatra izay niseho tao amin’ny ity fivarotana iray tetsy Analakely, omaly, fa raikitra ny totohondry teo amin’ny samy sinoa tao amin’io toerana io. Vokany, nandrika ny rà teo akaikin’ny varavarana fidirana ary hita ho voa mafy tokoa ny iray tamin’ireo nifandramatra. Vaky ny lohany ary nitsirara tamin’ny tany tsy naharay tena izy. Nitangorona ny olona nijery izany. Izay nahatonga azy ireo niady, tsy nisy nahalala. Rehefa nandeha nitady vaovao teo anivon’ny mpitandro filaminana izahay, nilaza ry zareo fa tsy naharay tatitra na fitarainana mikasika io ady io.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

1 COMMENTAIRE

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici