Manamboninahitra Jeneraly eo anivon’ny Tafika ary efa misotro ronono ity nataon’ny jiolahy lasibatra trano ity. Raha sendra nivoaka izy ny alin’ny 18 aprily teo no nohararaotin’ny olon-dratsy nidirana ny trano fonenany. Lasa tamin’izany ny basy PA misy bala miisa 15, ny vola mitentina 300.000 ariary ary koa ny galona volamena miisa roa an’io Jeneraly io. Nisy ny fitoriana nipetraka teny anivon’ny pôlisy mahakasika an’ity raharaha fandrobana ity.
D.R.
Andraisoro : Very ny basy, vola ary galona volamenan’ilay Jeneraly
Articles qui pourraient vous intéresser