- Publicité -
lundi, septembre 21, 2026
- Publicité -

Tapatapany

# – Ankadifotsy. Mihaodihaody indray ny « bande des huit ». Omaly hariva efa nanomboka ho maizina, nahamarika ny mponina eny Ankadifotsy sy ny manodidina, fa hita misy an-dian’olona mihaodihaody indray eny amin’iny faritra iny sy ny manodidina. Raha vao misy ny zavatra mampiahiahy sahala amin’ izao dia miverina avy hatrany ao an-tsain’ny mponina ny fisian’ireo andian-jiolahy nampihorohoro teny an-toerana, herinandro maromaro lasa izay. Trano maromaro no efa voaroba tamin’izany ary mpandeha an-tongotra am-polony no voaendaka.

r.s.

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici