- Publicité -
mercredi, mai 14, 2025
AccueilFaits-DiversAnkadindramamy : Lehilahy nihanika tamboho saika hangalatra voasambotra

Ankadindramamy : Lehilahy nihanika tamboho saika hangalatra voasambotra

Lehilahy roa no hitan’ny polisy nihanika tambohon’olona ny alin’ny alarobia. Nifanojo tamin’ny fotoana nanaovan’ireo mpitandro filaminana fisafoana tamin’io ora io. Nilefa avy hatrany ireto olona ireto ka raikitra ny fifanenjehana. Tratra ny iray fa afaka nandositra kosa ny faharoa. Hita tany amin’io voasambotra io ny « barre à pince » iray. Rehefa nanontaniana izy dia nilaza fa nanao lava-drano tao amin’io tanana io ary niverina ny hariva saika hangalatra, hoy ny vaovao voaray. Omaly no natolotra ny Fampanoavana ity olona ity.

Nangonin’i r.s.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici