- Publicité -
samedi, février 14, 2026
AccueilFaits-DiversToamasina : Mpangalatra solika narendriky ny lakana

Toamasina : Mpangalatra solika narendriky ny lakana

Sendra ny tsy nampoiziny ireto olona dimy voalaza fa avy nangalatra solika. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa be dia be gazoala nangalarin’izy ireo. Natao tao anaty lakana izany niaraka taminy namakivaky ny ranomasina. Noho ny lanjan’izy ireo niaraka tamin’ny solika anefa, rendrika ilay lakana ary dobo tany izy rehetra ireo. Ny vaovao hatrany no nahalalana fa nisy iray izay tsy hita. Ary hatramin’izao ora anoratana izao dia tsy mbola fantatra izay niafarany. Fanampim-baovao no hilazana fa nanao akanjo mavesatra izy io ka izany no nampiletika azy. Ny zandary any an-toerana no misahana ny fanadihadiana.

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

S'abonner à notre newsletter