- Publicité -
dimanche, septembre 27, 2026
- Publicité -

Tapatapany

# Lehilahy iray hita faty teo ambony fasana. Nisy dian-dratra ny vatany ary nisy saron-tava hita ihany koa teo amin’ny manodidina ny nahitana azy. Tao amin’ny fasam-bahiny ao Ahaviro-Toliara no nisehoan’izany tranga izany. Mbola nisy dian-kodiarana teo akaiky teo ary heverina fa novonoina dia natsipy teo io fatin-dehilahy io. Nanokatra famotorana ity heloka bevava ity ny zandary ao an-toerana.

D.R

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici