- Publicité -
dimanche, juillet 6, 2025

MENABE

EKAR-Miandrivazo

Fankalazana ny faha-170 taonany  nisehoan’ny Masina Maria tany  « La Salette ».

Anisan’ireo hetsika goavana ho  tanterain’ny fiangonana katolika eto Miandrivazo amin’ity taona 2016 ity, dia ny fankalazana ny faha-170 taonany ny nisehoan’ny  Masina Maria tany  “ La  Salette” izay toerana misy ny foibe ny “congregation des Pères Saletins” miandraikitra ny Ekar-Miandrivazo.

Fantatra izany ,tamin’ny resadresaka nifanaovanay tamin’ny “Révérend Père cure” Sylvain Ramiaramanana, nandritra ny  sakafom-pifaliana izay  natao ny alahady 7 aogositra lasa teo ary nokarakarain’ny faritra faharoa ao amin’ny Ecar-Miandrivazo na ny karitié “Mb Therezin’ny Jesoa Zazakely” tao amin’ny hotely Akory Iaby. Hetsika  nahitana fahombiazana.

Efa amam-polo taonany no tonga teto Madagasikra ny fikambanan-dry mompera Saletain, ka diosezy maro no ahitana an’izy ireo, ka anisan’izany Morondava,  Antananarivo, Tsiroamandidy, Ihosy.

Sary : “ny sakafom-pifaliana no karakarain’ny  karitie “Mb Therezin’ny Jesoa Zazakely” sary Anastase

Anastase

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici